1 Chronicles 1:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
I Kosy niteraka an’i Nimroda; izy no olo-mahery voalohany teto ambonin’ny tany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Kosa niteraka an’i Nemrôda; izy ity no nanomboka nanam-pahefana teto ambonin’ny tany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Kosy koa no ray niteraka an’i Nimrôda izay nanjary lehilahy mahery mpanapaka voalohany teto ambonin’ny tany.
Malagasy Bible 1865
Ary Kosy niteraka an'i Nimroda; izy no voalohany izay tonga olona mahery teo ambonin'ny tany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
I Kosy niteraka an’i Nimroda; izy no olo-mahery voalohany teto ambonin’ny tany.
malagasy
Ary Kosy niteraka an'i Nimroda; izy no voalohany izay tonga olona mahery teo ambonin'ny tany.