1 Chronicles 1:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
I Mizraima no niteraka ny Lodita, ny Anamita, ny Lehabita, ny Naftohita,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Mesraima niteraka ny Lodima, ny Anamima, ny Laabima, ny Neftohìma,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Mitsiraîma no razambe nipoiran’ny Lodita sy ny Hanamita, ny Lehabita sy ny Neftohita,
Malagasy Bible 1865
Ary Mizraima niteraka ny Lodita sy ny Anamita sy ny Lehabita sy ny Naftohita
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
I Mizraima no niteraka ny Lodita, ny Anamita, ny Lehabita, ny Naftohita,
malagasy
Ary Mizraima niteraka ny Lodita sy ny Anamita sy ny Lehabita sy ny Naftohita