1 Chronicles 1:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny zanakalahin’i Sema dia i Elama, i Asira, i Arpaksada, i Loda, i Arama, i Oza, i Hola, i Getera ary i Maseka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Zanak’i Sema: i Elama, i Asora, i Arfaksada, i Loda, i Arana, i Hosa, i Hola, i Getera ary i Mosaoka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny zanakalahin’i Sema dia i Helama sy i Asora, i Arama sy i Arpaksada, i Loda sy i Arama, i Hotsa sy i Hola ary i Getera sy i Mesèka.
Malagasy Bible 1865
Ny zanakalahin'i Sema dia Elama sy Asyra sy Arpahada sy Loda sy Arama sy Oza sy Hola sy Gatera ary Maseka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny zanakalahin’i Sema dia i Elama, i Asira, i Arpaksada, i Loda, i Arama, i Oza, i Hola, i Getera ary i Maseka.
malagasy
Ny zanakalahin'i Sema dia Elama sy Asyra sy Arpahada sy Loda sy Arama sy Oza sy Hola sy Gatera ary Maseka.