1 Chronicles 1:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Niteraka roa lahy i Ebera: Ny anaran’ny iray dia Pelega, satria tamin’ny androny no nizarana ny tany; ary Joktana no anaran’ny rahalahiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Roa no zanaka lahy naterak’i Hebera: ny anaran’ny anankiray dia Falega, fa tamin’ny androny no nizarana ny tany; ary ny anaran’ny rahalahiny kosa dia Jektàna.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
i Hebera niteraka zanaka roa lahy: ny anaran’ny voalohany dia i Pelega (izay midika hoe «Fizarana») satria tamin’ny androny no nizara ny olombelona teto an-tany; ary i Jôktàna no anaran’ny rahalahiny.
Malagasy Bible 1865
Ary Ebera niteraka roa lahy: ny anaran'ny iray natao hoe Palega, satria tamin'ny androny no nizarana ny tany; ary Joktana no anaran'ny rahalahiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Niteraka roa lahy i Ebera: Ny anaran’ny iray dia Pelega, satria tamin’ny androny no nizarana ny tany; ary Joktana no anaran’ny rahalahiny.
malagasy
Ary Ebera niteraka roa lahy: ny anaran'ny iray natao hoe Palega, satria tamin'ny androny no nizarana ny tany; ary Joktana no anaran'ny rahalahiny.[Palega = Fizarana]