1 Chronicles 1:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
I Joktana no niteraka an’i Almodada, i Selefa, i Hazarmaveta, i Jera,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny naterak’i Jektàna dia i Elmôdada, i Salefa, i Asarmota, i Jare,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Jôktàna no ray niteraka an’i Almôdada sy i Salefa, i Hatsarmavety sy i Jarà,
Malagasy Bible 1865
Ary Joktana niteraka an'i Almodada sy Salefa sy Hazarmaveta sy Jera
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
I Joktana no niteraka an’i Almodada, i Selefa, i Hazarmaveta, i Jera,
malagasy
Ary Joktana niteraka an'i Almodada sy Salefa sy Hazarmaveta sy Jera