1 Chronicles 1:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
i Ofira, i Havila ary i Jobaba; ireo rehetra ireo no zanakalahin’i Joktana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
i Ofira, i Hevilà ary i Jôbada. Izy rehetra ireo dia zanaka lahin’i Jektàna.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
mbamin’i Ofîra sy i Havilà ary i Jôbaba: ireo no zanakalahin’i Jôktàna.
Malagasy Bible 1865
sy Ofira sy Havila ary Jobaba; ireo rehetra ireo no zanakalahin'i Joktana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
i Ofira, i Havila ary i Jobaba; ireo rehetra ireo no zanakalahin’i Joktana.
malagasy
sy Ofira sy Havila ary Jobaba; ireo rehetra ireo no zanakalahin'i Joktana.