1 Chronicles 1:28 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny zanakalahin’i Abrahama dia Isaka sy Ismaela.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Zanak’i Abrahama; i Isaaka sy i Ismaely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny zanakalahin’i Abrahama dia i Itsehàka sy i Jismahela.
Malagasy Bible 1865
Ny zanakalahin'i Abrahama dia Isaka sy Isimaela.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny zanakalahin’i Abrahama dia Isaka sy Ismaela.
malagasy
[Ny taranak'i Abrahama sy Isaka ary Esao sy Jakoba] Ny zanakalahin'i Abrahama dia Isaka sy Isimaela.