1 Chronicles 1:29 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izao no taranak’izy ireo: I Nebaiota, lahimatoan’Ismaela, i Kedara, i Abdela, i Mibsama,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka izao no taranak’ireo: I Nabaiôta, zanak’i Ismaely lahimatoa, i Sedara, i Abdeela, i Mabsana,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireto avy no taranak’izy telo mianaka: I Nebaiôta no lahimatoan’i Jismahela, dia i Kedara sy i Abdeola, i Mibsama
Malagasy Bible 1865
Izao no taranany: Nebaiota, lahimatoan'Isimaela, dia Kedara sy Abdela sy Mibsama
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izao no taranak’izy ireo: I Nebaiota, lahimatoan’Ismaela, i Kedara, i Abdela, i Mibsama,
malagasy
Izao no taranany: Nebaiota, lahimatoan'Isimaela, dia Kedara sy Abdela sy Mibsama