1 Chronicles 1:32 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny zanakalahin’i Ketora, vady tsindranon’i Abrahama: Izy no niteraka an’i Zimrama, i Joksana, i Medana, i Midiana, i Jisbaka ary i Soaha. Ny zanakalahin’i Joksana dia i Sheba sy i Dedana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Zanaka lahin’i Setorà, vaditsindranon’i Abrahama: ny naterany dia i Zamrama, i Jeksàna, i Madàna, i Madiàna, i Jesbaoka, ary i Soe. Zanak’i Jeksàna: i Sabà sy i Dadàna.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny zanakalahy naterak’i Ketorà, vadikelin’i Abrahama, dia i Zimràna, i Jôksàna, i Medàna, i Midiàna, i Jisbàka ary i Soha. Ny zanakalahin’i Jôksàna dia i Sebà sy i Dedàna.
Malagasy Bible 1865
Ary ny zanakalahin'i Ketora, vaditsindranon'i Abrahama. Izy no niteraka an'i Zimrama sy Joksana sy Medana sy Midiana sy Jisbaka ary Soaha. Ary ny zanakalahin'i Joksana dia Sheba sy Dedana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny zanakalahin’i Ketora, vady tsindranon’i Abrahama: Izy no niteraka an’i Zimrama, i Joksana, i Medana, i Midiana, i Jisbaka ary i Soaha. Ny zanakalahin’i Joksana dia i Sheba sy i Dedana.
malagasy
Ary ny zanakalahin'i Ketora, vaditsindranon'i Abrahama. Izy no niteraka an'i Zimrama sy Joksana sy Medana sy Midiana sy Jisbaka ary Soaha. Ary ny zanakalahin'i Joksana dia Sheba sy Dedana.