1 Chronicles 1:33 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny zanakalahin’i Midiana dia i Efaha, i Efera, i Hanoka, i Abida ary i Eldaha. Ireo rehetra ireo no zanakalahin’i Ketora.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Zanak’i Madiàna: i Efah, i Efera, i Henoka, i Abidà, ary i Eldaà. Izy rehetra ireo dia zanak’i Setorà.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny zanakalahin’i Midiàna dia i Hefà sy i Hefèra, i Hanôka sy i Abidà ary i Eldahà. Ireo rehetra ireo no taranak’i Ketorà.
Malagasy Bible 1865
Ary ny zanakalahin'i Midiana dia Efaha sy Efera sy Hanoka sy Abida ary Eldaha. Ireo rehetra ireo no zanakalahin'i Ketora.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny zanakalahin’i Midiana dia i Efaha, i Efera, i Hanoka, i Abida ary i Eldaha. Ireo rehetra ireo no zanakalahin’i Ketora.
malagasy
Ary ny zanakalahin'i Midiana dia Efaha sy Efera sy Hanoka sy Abida ary Eldaha. Ireo rehetra ireo no zanakalahin'i Ketora.