1 Chronicles 1:34 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
I Abrahama no niteraka an’Isaka. Ny zanakalahin’i Isaka dia i Esao sy Israely.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Abrahama niteraka an’i Isaaka. Zanak’i Isaaka: i Esao sy i Jakôba.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Abrahama no ray niteraka an’i Itsehàka. Ny zanakalahin’i Itsehàka dia i Hesao sy i Israely.
Malagasy Bible 1865
Ary Abrahama niteraka an'Isaka. Ny zanakalahin'i Isaka dia Esao sy Isiraely.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
I Abrahama no niteraka an’Isaka. Ny zanakalahin’i Isaka dia i Esao sy Israely.
malagasy
Ary Abrahama niteraka an'Isaka. Ny zanakalahin'i Isaka dia Esao sy Isiraely.