1 Chronicles 1:35 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny zanakalahin’i Esao dia i Elifaza, i Regoela, i Jeosy, i Jalama ary i Kora.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Zanak’i Esao: i Elifaza, i Rahoela, i Jehosa, i Ihelona ary i Kôre.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny zanalahin’i Hesao dia Elifaza sy i Rehoela, i Jehisa sy i Jahelama ary i Kôrà.
Malagasy Bible 1865
Ny zanakalahin'i Esao dia Elifaza sy Regoela sy Jeosy sy Jalama ary Kora.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny zanakalahin’i Esao dia i Elifaza, i Regoela, i Jeosy, i Jalama ary i Kora.
malagasy
Ny zanakalahin'i Esao dia Elifaza sy Regoela sy Jeosy sy Jalama ary Kora.