1 Chronicles 1:36 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny zanakalahin’i Elifaza dia i Temana, i Omara, i Zefo, i Gatama, i Kenaza, i Timna ary i Amaleka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Zanak’i Elifaza: i Temàna, i Omara, i Sefè, i Gatàna, i Seneza, i Tamnà;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny zanakalahin’i Elifaza dia i Temàna sy i Omara, i Tsefao sy i Gahetama, i Kenaza sy i Timnà ary i Hamalèka.
Malagasy Bible 1865
Ny zanak'i Elifaza dia Temana sy Omara sy Zefo sy Gatama sy Kenaza sy Timna ary Amaleka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny zanakalahin’i Elifaza dia i Temana, i Omara, i Zefo, i Gatama, i Kenaza, i Timna ary i Amaleka.
malagasy
Ny zanak'i Elifaza dia Temana sy Omara sy Zefo sy Gatama sy Kenaza sy Timna ary Amaleka.