1 Chronicles 1:37 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny zanakalahin’i Regoela dia i Nahata, i Zera, i Sama ary i Miza.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Zanak’i Rahoela: i Nahata, i Zarà, i Samà, ary i Mezà.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny zanakalahin-dRehoela dia i Nahata sy i Zerà ary i Samà sy i Mizrà.
Malagasy Bible 1865
Ny zanakalahin'i Regoela dia Nahata sy Zera sy Sama ary Miza.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny zanakalahin’i Regoela dia i Nahata, i Zera, i Sama ary i Miza.
malagasy
Ny zanakalahin'i Regoela dia Nahata sy Zera sy Sama ary Miza.