1 Chronicles 1:38 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny zanakalahin’i Seìra dia i Lotana, i Sobala, i Zibona, i Ana, i Disona, i Ezera ary i Disana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Zanak’i Seirà: i Lôtàna, i Sobala, i Sebeôna, i Anà, i Sisôna, i Esera, ary i Disàna.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny zanakalahin’i Sehira dia i Lôtàna sy i Sôbala, i Tsibehôna (izay rain’i Hanà sady raiben’i Disôna), i Etsèra ary i Disàna.
Malagasy Bible 1865
Ary ny zanakalahin'i Seira dia Lotana sy Sobala sy Zibona sy Ana sy Disona sy Ezera ary Disana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny zanakalahin’i Seìra dia i Lotana, i Sobala, i Zibona, i Ana, i Disona, i Ezera ary i Disana.
malagasy
Ary ny zanakalahin'i Seira dia Lotana sy Sobala sy Zibona sy Ana sy Disona sy Ezera ary Disana.