1 Chronicles 1:39 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny zanakalahin’i Lotana dia i Hory sy i Homama. Ny anabavin’i Lotana dia i Timna.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Zanak’i Lôtàna: i Hôri, sy i Hômama. Anabavin’i Lôtàna: i Thamnà.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny zanakalahin’i Lôtàna dia i Hôrỳ sy i Hômàna. I Lôtàna dia nanana anabavy atao hoe Timnà.
Malagasy Bible 1865
Ary ny zanakalahin'i Lotana dia Hory sy Homama; ary Timna no anabavin'i Lotana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny zanakalahin’i Lotana dia i Hory sy i Homama. Ny anabavin’i Lotana dia i Timna.
malagasy
Ary ny zanakalahin'i Lotana dia Hory sy Homama; ary Timna no anabavin'i Lotana.