1 Chronicles 1:40 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny zanakalahin’i Sobala dia i Aliana, i Manahata, i Ebala, i Sefy ary i Onama. Ny zanakalahin’i Zibona dia i Aia sy i Ana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Zanak’i Sobala: i Aliàna, i Manahata, i Ebala, i Sefà, ary i Omana. Zanak’i Sebôna: i Aià sy i Anà. Zanak’i Anà: i Disona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny zanakalahin’i Sôbala dia i Haliàna sy i Manahata, i Hebala sy i Sefao ary i Ônama. Ny zanakalahin’i Tsibehôna dia i Aià sy i Hanà.
Malagasy Bible 1865
Ary ny zanakalahin'i Sobala dia Aliana sy Manahata sy Ebala sy Sefy ary Onama. Ary ny zanakalahin'i Zibona dia Aia sy Ana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny zanakalahin’i Sobala dia i Aliana, i Manahata, i Ebala, i Sefy ary i Onama. Ny zanakalahin’i Zibona dia i Aia sy i Ana.
malagasy
Ary ny zanakalahin'i Sobala dia Aliana sy Manahata sy Ebala sy Sefy ary Onama. Ary ny zanakalahin'i Zibona dia Aia sy Ana.