1 Chronicles 1:41 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny zanakalahin’i Ana dia i Disona. Ny zanakalahin’i Disona dia i Hamrana, i Esbana, i Jitirana ary i Kerana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Zanak’i Disona: i Hamràna, i Esebàna, i Jetràna, ary i Karàna.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny zanakalahin’i Hanà dia i Disôna; ny zanakalahin’i Disôna dia i Hamràna sy i Esbàna ary i Jitràna sy i Keràna.
Malagasy Bible 1865
Ary ny zanakalahin'i Ana dia Disona. Ary ny zanakalahin'i Disona dia Hamrana sy Esbana sa Jitrana ary Kerana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny zanakalahin’i Ana dia i Disona. Ny zanakalahin’i Disona dia i Hamrana, i Esbana, i Jitirana ary i Kerana.
malagasy
Ary ny zanakalahin'i Ana dia Disona. Ary ny zanakalahin'i Disona dia Hamrana sy Esbana sa Jitrana ary Kerana.