1 Chronicles 1:42 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny zanakalahin’i Ezera dia i Bilana sy i Zavana ary i Jakana. Ny zanakalahin’i Disana dia i Oza sy i Arana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Zanak’i Esera: i Balaàna, i Zavàna ary i Jakàna. Zanak’i Disàna: i Hosa sy i Aràna.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny zanakalahin’i Etsera dia i Bilehàna sy i Zahavàna ary i Jahakano. Ny zanakalahin’i Disàna dia i Hotsy sy i Aràna.
Malagasy Bible 1865
Ary ny zanakalahin i Ezera dia Bilana sy Zavana ary Jakana. Ny zanakalahin'i Disana dia Oza sy Arana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny zanakalahin’i Ezera dia i Bilana sy i Zavana ary i Jakana. Ny zanakalahin’i Disana dia i Oza sy i Arana.
malagasy
Ary ny zanakalahin i Ezera dia Bilana sy Zavana ary Jakana. Ny zanakalahin'i Disana dia Oza sy Arana.