1 Chronicles 1:43 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izao no mpanjaka izay nanjaka tany amin’ny tany Edoma, fony tsy mbola nisy mpanjaka nanjaka tamin’ny Zanak’Israely: I Bela, zanak’i Beora; Dinaba no anaran’ny tanànany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ireto no mpanjaka efa nanjaka tany amin’ny tany Edôma, talohan’ny nisian’ny mpanjaka nanjaka tamin’ny zanak’i Israely: i Bela, zanak’i Beôra, ary Denabà no anaran-tanànany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary ireto kosa ny mpanjaka izay nanjaka tao amin’ny tany Edôma talohan’ny nanjakana mpanjaka tamin’ny Israelita: i Belà zanakalahin’i Behôra, ka i Dinihabà no anaran’ny tanàna fiaviany.
Malagasy Bible 1865
Ary izao no mpanjaka izay nanjaka tany amin'ny tany Edoma, fony tsy mbola nisy mpanjaka nanjaka tamin'ny Zanak'Isiraely: Bela, zanak'i Beora; ary Dinaba no anaran'ny tanànany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izao no mpanjaka izay nanjaka tany amin’ny tany Edoma, fony tsy mbola nisy mpanjaka nanjaka tamin’ny Zanak’Israely: I Bela, zanak’i Beora; Dinaba no anaran’ny tanànany.
malagasy
Ary izao no mpanjaka izay nanjaka tany amin'ny tany Edoma, fony tsy mbola nisy mpanjaka nanjaka tamin'ny Zanak'Isiraely: Bela, zanak'i Beora; ary Dinaba no anaran'ny tanànany.