1 Chronicles 1:44 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Maty i Bela; nanjaka nandimby azy i Jobaba, zanak’i Zera, avy any Bozra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Maty i Bela, ka i Jôbaba zanak’i Zare avy any Bôsrà no nanjaka nandimby azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa maty i Belà, dia nanjaka nandimby azy i Jôbaba, zanakalahin’i Zerà, avy ao Bôtserà.
Malagasy Bible 1865
Ary maty Bela, dia nanjaka nandimby azy Jobaba, zanak'i Zera, avy any Bozra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Maty i Bela; nanjaka nandimby azy i Jobaba, zanak’i Zera, avy any Bozra.
malagasy
Ary maty Bela, dia nanjaka nandimby azy Jobaba, zanak'i Zera, avy any Bozra.