1 Chronicles 1:45 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Maty i Jobaba; nanjaka nandimby azy i Hosama, avy any amin’ny tanin’ny Temanita.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Maty i Jôbaba, ka i Hosama avy any amin’ny tanin’ny Temanita no nanjaka nandimby azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa maty i Jôbaba, dia nanjaka nandimby azy i Hosama avy amin’ny tanin’ny Temanîta.
Malagasy Bible 1865
Ary maty Jobaba, dia nanjaka nandimby azy Hosama, avy any amin'ny tanin'ny Temanita.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Maty i Jobaba; nanjaka nandimby azy i Hosama, avy any amin’ny tanin’ny Temanita.
malagasy
Ary maty Jobaba, dia nanjaka nandimby azy Hosama, avy any amin'ny tanin'ny Temanita.