1 Chronicles 1:46 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Maty i Hosama; nanjaka nandimby azy i Hadada, zanak’i Bedada, izay namely ny Midianita tany amin’ny tany Moaba; ary Avita no anaran’ny tanànany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Maty i Hosama, ka i Hadada zanak’i Badada no nanjaka nandimby azy; izy no nandresy ny Madianita tany amin’ny tanin’i Moaba. Avita no anaran-tanànany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa maty i Hosama, dia nanjaka nandimby azy i Hadada zanakalahin’i Bedada, ka i Havita no anaran’ny tanàna fiaviany: izy no namely ny Midianita tao amin’ny tanin’i Môaba.
Malagasy Bible 1865
Ary maty Hosama, dia nanjaka nandimby azy Hadada, zanak'i Bedada, izay namely ny Midianita tany amin'ny tany Moaba; ary Avita no anaran'ny tanànany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Maty i Hosama; nanjaka nandimby azy i Hadada, zanak’i Bedada, izay namely ny Midianita tany amin’ny tany Moaba; ary Avita no anaran’ny tanànany.
malagasy
Ary maty Hosama, dia nanjaka nandimby azy Hadada, zanak'i Bedada, izay namely ny Midianita tany amin'ny tany Moaba; ary Avita no anaran'ny tanànany.