1 Chronicles 1:48 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Maty i Samla; nanjaka nandimby azy i Saoly avy any Rehobota eo amoron’ny ony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Maty i Semlà, ka i Saola avy any Rohôbôta, amoron’ny Ony, no nanjaka nandimby azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa maty i Samlà, dia nanjaka nandimby azy i Saoly avy any Rehôbôta amoron’ny renirano.
Malagasy Bible 1865
Ary maty Samla, dia nanjaka nandimby azy Saoly avy any Rehobota eo amoron'ny Ony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Maty i Samla; nanjaka nandimby azy i Saoly avy any Rehobota eo amoron’ny ony.
malagasy
Ary maty Samla, dia nanjaka nandimby azy Saoly avy any Rehobota eo amoron'ny Ony.