1 Chronicles 1:50 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Maty i Baala-Hanana; nanjaka nandimby azy i Hadada; Pao no anaran’ny tanànany; ary ny anaran’ny vadiny dia i Mehetabela, zanakavavin’i Matreda, zanakavavin’i Me-Zahaba.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Maty i Balanàna ka i Hadada no nanjaka nandimby azy; Fao no anaran-tanànany, ary ny anaran’ny vadiny dia Meetabela, zanaka vavin’i Matreda, zanaka vavin’i Mezaaba.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa maty i Bahala-Hanàna, dia nanjaka nandimby azy i Hadada; ka i Pahò no anaran’ny tanàna fiaviany, ary i Mehetabeela no anaran’ny vadiny, zanakavavin’i Matreda sady zafikelin’i Me-Zahaba.
Malagasy Bible 1865
Ary maty Bala-hanana, dia nanjaka nandimby azy Hadada; ary Pao no anaran'ny tanànany; ary ny anaran'ny vadiny dia Mehetabela, zanakavavin'i Matreda, zanakavavin'i Me-zahaba.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Maty i Baala-Hanana; nanjaka nandimby azy i Hadada; Pao no anaran’ny tanànany; ary ny anaran’ny vadiny dia i Mehetabela, zanakavavin’i Matreda, zanakavavin’i Me-Zahaba.
malagasy
Ary maty Bala-hanana, dia nanjaka nandimby azy Hadada; ary Pao no anaran'ny tanànany; ary ny anaran'ny vadiny dia Mehetabela, zanakavavin'i Matreda, zanakavavin'i Me-zahaba.