1 Chronicles 1:51 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Maty koa i Hadada. Ireo loham-pirenen’i Edoma dia i Timna loham-pireneny, i Alva loham-pireneny, i Jeteta loham-pireneny,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary maty i Hadada. Ny loham-pirenen’i Edôma dia ireto: i Tamnà loham-pirenena, i Alvà loham-pirenena, i Jeteta loham-pirenena,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary rehefa maty i Hadada, dia ireto no lehibem-poko nitondra an’i Edôma: i Timnà sy i Halvà, i Jeteta
Malagasy Bible 1865
Dia maty koa Hadada. Ary ny loham-pirenen'i Edoma dia Timna loham-pireneny, Alva loham-pireneny, Jetata loham-pireneny,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Maty koa i Hadada. Ireo loham-pirenen’i Edoma dia i Timna loham-pireneny, i Alva loham-pireneny, i Jeteta loham-pireneny,
malagasy
Dia maty koa Hadada. Ary ny loham-pirenen'i Edoma dia Timna loham-pireneny, Alva loham-pireneny, Jetata loham-pireneny,