1 Chronicles 1:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny zanakalahin’i Javana dia i Elisaha, i Tarsisy, i Kitima ary i Rodanima.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Zanak’i Javàna: i Elisà, i Tarsisa, i Setima, ary i Dôdanima.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny zanakalahin’i Javàna dia i Elisà sy i Tarsisy ary i Kitima sy i Rôdanima.
Malagasy Bible 1865
Ary ny zanakalahin'i Javana dia Elisaha sy Tarsisy sy ny Kitima ary ny Dodanita.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny zanakalahin’i Javana dia i Elisaha, i Tarsisy, i Kitima ary i Rodanima.
malagasy
Ary ny zanakalahin'i Javana dia Elisaha sy Tarsisy sy ny Kitima ary ny Dodanita.