1 Chronicles 10:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony ren’ny mponina rehetra tao Jabesy-Gileada izay rehetra nataon’ny Filistina tamin’i Saoly
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony nandre izay rehetra nataon’ny Filistinina tamin’i Saola ny tany Jabesa any Galaada rehetra,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa ren’ny mponina rehetra tao Jabesy-Gilehada avokoa ny nataon’ny Filistinina tamin’i Saoly,
Malagasy Bible 1865
Ary nony ren'ny mponina rehetra tao Jabesi-gileada izay rehetra nataon'ny Filistina tamin'i Saoly,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony ren’ny mponina rehetra tao Jabesy-Gileada izay rehetra nataon’ny Filistina tamin’i Saoly
malagasy
Ary nony ren'ny mponina rehetra tao Jabesi-gileada izay rehetra nataon'ny Filistina tamin'i Saoly,