1 Chronicles 10:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia niainga ny lehilahy mahery rehetra naka ny fatin’i Saoly sy ny fatin’ny zanany ka nitondra azy ho any Jabesy, ary nandevina ny taolambalony teo ambanin’ilay hazo terebinta tany Jabesy, avy eo dia nifady hanina hafitoana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia niainga avokoa ny lehilahy mahery, naka ny fatin’i Saola sy ny fatin’ireo zanany, ary nitondra azy ho any Jabesa. Naleviny teo ambanin’ny terebinta tao Jabesa ny taolany, dia nifady hanina hafitoana izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia niainga ny lehilahy maherifo rehetra naka ny fatin’i Saoly sy ny fatin-janany, ka nitondra azy ho any Jabesy. Ny taolambalony dia naleviny teo am-pototr’ilay hazo terebinta tao Jabesy; ary nifady hanina nandritra ny fito andro ny olona mba ho fisaonana.
Malagasy Bible 1865
dia niainga ny lehilahy mahery rehetra naka ny fatin'i Saoly sy ny fatin'ny zanany ka nitondra azy ho any Jabesy, ary nandevina ny taolany teo ambanin'ilay hazo terebinta tany Jabesy izy, ary dia nifady hanina hafitoana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia niainga ny lehilahy mahery rehetra naka ny fatin’i Saoly sy ny fatin’ny zanany ka nitondra azy ho any Jabesy, ary nandevina ny taolambalony teo ambanin’ilay hazo terebinta* tany Jabesy, avy eo dia nifady hanina hafitoana.
malagasy
dia niainga ny lehilahy mahery rehetra naka ny fatin'i Saoly sy ny fatin'ny zanany ka nitondra azy ho any Jabesy, ary nandevina ny taolany teo ambanin'ilay hazo terebinta tany Jabesy izy, ary dia nifady hanina hafitoana.