1 Chronicles 10:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary noho ny tsy nanontaniany tamin’NY TOMPO; dia novonoiny izy ary nafindrany ho an’i Davida, zanak’i Jese, ny fanjakana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy nila hevitra tamin’i Iaveh izy, ka dia novonoin’i Iaveh, ary nafindrany amin’i Davida zanak’i Isaia ny fanjakana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
fa tsy nanontany ny TOMPO; ka dia nampamonoiny ho faty izy ary nafindrany tamin’i Davida, zanakalahin’i Jisay, ny fanjakana.
Malagasy Bible 1865
ary noho ny tsy nanontaniany tamin'i Jehovah; ka dia novonoiny izy, ary nafindrany ho an'i Davida, zanak'i Jese, ny fanjakana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary noho ny tsy nanontaniany tamin’NY TOMPO; dia novonoiny izy ary nafindrany ho an’i Davida, zanak’i Jese, ny fanjakana.
malagasy
ary noho ny tsy nanontaniany tamin'i Jehovah; ka dia novonoiny izy, ary nafindrany ho an'i Davida, zanak'i Jese, ny fanjakana.