1 Chronicles 10:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanenjika fatratra an’i Saoly sy ny zanany ny Filistina ka matin’ny Filistina i Jonatana sy i Abinadaba ary i Malky-Soa, zanakalahin’i Saoly.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nifikitra nanenjika an’i Saola sy ireo zanany ny Filistinina ka matin’ny Filistinina i Jonatàna sy i Abinadaba ary i Melkisoà, zanak’i Saola.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nilofo nanenjika an’i Saoly sy ireo zanany lahy ny Filistinina, ka nahafaty an’i Jônatàna sy i Abinadaba ary i Melkisa izay samy zanakalahin’i Saoly.
Malagasy Bible 1865
Ary ny Filistina nanenjika fatratra an'i Saoly sy ny zanany, ka matin'ny Filistina Jonatana sy Abinadaba sy Malkisoa, zanakalahin'i Saoly.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanenjika fatratra an’i Saoly sy ny zanany ny Filistina ka matin’ny Filistina i Jonatana sy i Abinadaba ary i Malky-Soa, zanakalahin’i Saoly.
malagasy
Ary ny Filistina nanenjika fatratra an'i Saoly sy ny zanany, ka matin'ny Filistina Jonatana sy Abinadaba sy Malkisoa, zanakalahin'i Saoly.