1 Chronicles 10:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mafy tamin’i Saoly ny ady; nifanehatra tamin’ny mpandefa tsipìka izy ary raiki-tahotra izy noho ny mpandefa tsipìka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia i Saola indray no nezahin’ny ady mafy. Nony hitan’ny mpandefa tsipìka izy, dia natahotra mafy an’ireo mpandefa tsipìka izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanindry an’i Saoly ny fanafihana, ka sendra ny mpandefa tsipîka izy ary dia natahotra azy.
Malagasy Bible 1865
Ary mafy ny ady tamin'i Saoly, dia nifanehatra tamin'ny mpandefa tsipìka izy; ary raiki-tahotra izy noho ny mpandefa tsipìka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mafy tamin’i Saoly ny ady; nifanehatra tamin’ny mpandefa tsipìka izy ary raiki-tahotra izy noho ny mpandefa tsipìka.
malagasy
Ary mafy ny ady tamin'i Saoly, dia nifanehatra tamin'ny mpandefa tsipìka izy; ary raiki-tahotra izy noho ny mpandefa tsipìka.