1 Chronicles 10:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy i Saoly tamin’ny mpitondra ny fiadiany: Tsoahy ny sabatrao ka atsatohy miboroaka amiko; fandrao avy irerỳ tsy mifora irerỳ ka hanao ahy ho fihomehezana. Nefa tsy nety ny mpitondra ny fiadiany fa natahotra loatra. Dia nalain’i Saoly ny sabatra ka nianjerany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy i Saola tamin’ny mpitondra fiadiany: «Tsoahy ny sabatrao, ka trobary aho, fandrao avy manevateva ahy ireo tsy mifora ireo.» Tsy nety anefa ilay mpitondra fiadiana fa azon-tahotra, ka nalain’i Saola ny sabany, dia nianjerany avy eo ambony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy i Saoly tamin’ilay mpitondra ny fitaovam-piadiany: –Raiso ny sabatrao, ka trobaro aho, fandrao ho avy ireo mpanompo sampy ireo ka hanao ahy ho fihomehezana. Fa tsy nanaiky ilay mpitondra ny fitaovam-piadiany satria natahotra mafy. Koa nalain’i Saoly ny sabatra, dia nianjerany.
Malagasy Bible 1865
Ka hoy Saoly tamin'ny mpitondra ny fiadiany: Tsoahy ny sabatrao, ka tsatohy miboroaka aho; fandrao avy irery tsy mifora irery ka hanao ahy ho fihomehezana. Nefa tsy nety ny mpitondra ny fiadiany, fa natahotra loatra izy. Dia nalain'i Saoly ny sabatra ka nianjerany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy i Saoly tamin’ny mpitondra ny fiadiany: Tsoahy ny sabatrao ka atsatohy miboroaka amiko; fandrao avy irerỳ tsy mifora irerỳ ka hanao ahy ho fihomehezana. Nefa tsy nety ny mpitondra ny fiadiany fa natahotra loatra. Dia nalain’i Saoly ny sabatra ka nianjerany.
malagasy