1 Chronicles 10:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa hitan’ny mpitondra ny fiadiana fa maty i Saoly dia mba nianjera tamin’ny sabany koa izy ka maty.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Vao hitan’ilay mpitondra fiadiana fa maty i Saola, dia mba nianjera tamin’ny sabany koa izy, ka maty.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary rehefa hitan’ilay mpitondra ny fitaovam-piadiany fa maty i Saoly, dia mba nianjerany koa ny sabany ka maty izy.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa hitan'ny mpitondra ny fiadiana fa maty Saoly, dia mba nianjera tamin'ny sabany koa izy ka maty.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa hitan’ny mpitondra ny fiadiana fa maty i Saoly dia mba nianjera tamin’ny sabany koa izy ka maty.
malagasy
Ary rehefa hitan'ny mpitondra ny fiadiana fa maty Saoly, dia mba nianjera tamin'ny sabany koa izy ka maty.