1 Chronicles 10:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niara-maty i Saoly sy ny zanany telo lahy ary ny ankohonany rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Toy izany no nahafatesan’i Saola sy ny zanany lahy, ary indray maty ny ankohonany rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia maty i Saoly ary niara-maty taminy koa ny zanany telo lahy sy ny ankohonany manontolo.
Malagasy Bible 1865
Ka dia niara-maty Saoly sy ny zanany telo lahy ary ny ankohonany rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niara-maty i Saoly sy ny zanany telo lahy ary ny ankohonany rehetra.
malagasy
Ka dia niara-maty Saoly sy ny zanany telo lahy ary ny ankohonany rehetra.