1 Chronicles 10:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony ampitso, raha tonga hanendaka ny zavatra teny amin’ny faty ny Filistina, dia nahita an’i Saoly sy ny zanany lahy niampatrampatra teo an-tendrombohitra Gilboa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny ampitson’iny, tonga handroba ny zavatry ny maty ny Filistinina ka hitany niampatra teo an-tendrombohitra Jelbôe, i Saola sy ny zanany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny ampitso, nony tonga ny Filistinina haka ny zavatra teo amin’ny faty, dia nahita an’i Saoly sy ny zanany nitsitra teo an-tendrombohitra Gilbôa.
Malagasy Bible 1865
Ary nony ampitso, raha tonga haka ny zavatra teo amin'ny faty ny Filistina, dia nahita an'i Saoly sy ny zananilahy niampatrampatra teo an-tendrombohitra Gilboa izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony ampitso, raha tonga hanendaka ny zavatra teny amin’ny faty ny Filistina, dia nahita an’i Saoly sy ny zanany lahy niampatrampatra teo an-tendrombohitra Gilboa.
malagasy
Ary nony ampitso, raha tonga haka ny zavatra teo amin'ny faty ny Filistina, dia nahita an'i Saoly sy ny zananilahy niampatrampatra teo an-tendrombohitra Gilboa izy.