1 Chronicles 10:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nesoriny ny akanjony ka ny loha izay notapahiny sy ny fiadiany no noentiny tany amin’ny tanin’ny Filistina manodidina mba hanambaràna izany zavatra mahafaly izany tamin’ny sampiny sy ny olona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nendahiny ny teny an-kodiny, dia nentiny ny lohany amam-piadiany; raha efa izany dia nandefa iraka izy, hilaza izany zava-baovao mahafaly izany eran’ny tanin’ny Filistinina, eo anoloan’ny sampiny sy ny vahoaka rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nendahany i Saoly ary nentiny ny lohany sy ny fiadiany, ka nalefany hitety ny tanin’ny Filistinina hanambaràna izany vaovao izany amin’ny sampiny sy amin’ny vahoaka.
Malagasy Bible 1865
Dia nesoriny ny akanjony, ka nentiny ny lohany sy ny fiadiany, ary dia naniraka tany amin'ny tanin'ny Filistina manodidina izy hanambara izany zavatra mahafaly izany tamin'ny sampiny sy ny olona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nesoriny ny akanjony ka ny loha izay notapahiny sy ny fiadiany no noentiny tany amin’ny tanin’ny Filistina manodidina mba hanambaràna izany zavatra mahafaly izany tamin’ny sampiny sy ny olona.
malagasy
Dia nesoriny ny akanjony, ka nentiny ny lohany sy ny fiadiany, ary dia naniraka tany amin'ny tanin'ny Filistina manodidina izy hanambara izany zavatra mahafaly izany tamin'ny sampiny sy ny olona.