1 Chronicles 11:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nivory teo amin’i Davida tao Hebrona ny Israely rehetra ka niteny hoe: Indreto izahay fa taolanao sy nofonao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nivory teo amin’i Davida tany Hebrôna i Israely rehetra nanao hoe: «Indro fa taolanao sy nofonao izahay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nivory teo amin’i Davida tao Hebrôna i Israely manontolo ka nanao hoe: –Indreto izahay havanao sy tapakao.
Malagasy Bible 1865
Ary dia nivory teo amin'i Davida tao Hebrona ny Isiraely rehetra ka nanao hoe: Indreto izahay, fa taolanao sy nonao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nivory teo amin’i Davida tao Hebrona ny Israely rehetra ka niteny hoe: Indreto izahay fa taolanao sy nofonao.
malagasy
[Ny nanosorana an'i Davida ho mpanjaka handimby an'i Saoly, sy ny nahazoany an'i Jerosalema] Ary dia nivory teo amin'i Davida tao Hebrona ny Isiraely rehetra ka nanao hoe: Indreto izahay, fa taolanao sy nonao.