1 Chronicles 11:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny manarakaraka azy dia i Eleazara, zanak’i Doday ahohita, iray amin’izy telo lahy mahery.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny manarakaraka azy dia i Eleazara, zanak’i Dôdô, i Ahôhita; anisan’izy telo lahy mahery izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Manaraka azy dia i Elehazara, zanakalahin’i Dôday avy any Ahôa sady anisan’ny «Tariky ny telo lahy» kalaza.
Malagasy Bible 1865
Ary ny manarakaraka azy dia Eleazara, zanak'i Dodo Ahohita, anankiray amin'izy telo lahy mahery.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny manarakaraka azy dia i Eleazara, zanak’i Doday ahohita, iray amin’izy telo lahy mahery.
malagasy
Ary ny manarakaraka azy dia Eleazara, zanak'i Dodo Ahohita, anankiray amin'izy telo lahy mahery.