1 Chronicles 11:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tao amin’ny manda fiarovana i Davida tamin’izay fa ny miaramilan’ny Filistina kosa dia tao Betlehema.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tao amin’ny trano mimanda i Davida tamin’izay ary nisy antoko-miaramilan’ny Filistinina tany Betlehema.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary i Davida efa tao amin’ny fiereny raha mby tao Betlehema ny andia-miaramilan’ny Filistinina.
Malagasy Bible 1865
Ary Davida dia tao amin'ny batery fiarovana tamin'izay, ary ny miaramilan'ny Filistina kosa dia tao Betlehema.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tao amin’ny manda fiarovana i Davida tamin’izay fa ny miaramilan’ny Filistina kosa dia tao Betlehema.
malagasy
Ary Davida dia tao amin'ny batery fiarovana tamin'izay, ary ny miaramilan'ny Filistina kosa dia tao Betlehema.