1 Chronicles 11:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nilaza izao faniriany izao i Davida hoe: Iza re no hampisotro rano ahy avy amin’ny fantsakana ao Betlehema, ilay eo akaikin’ny vavahady?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanam-paniriana i Davida ka nanao hoe: «Iza no mba hampisotro ahy rano avy amin’ny famorian-drano eo am-bavahadin’i Betlehema?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izay, dia velom-paniriana tampoka i Davida ka nanao hoe: –Iza no hitondra rano hosotroiko avy amin’ilay fantsakana eo akaikin’ny vavahadin’i Betlehema?
Malagasy Bible 1865
Ary Davida naniry ka nanao hoe: Enga anie ka hisy hampisotro rano ahy avy amin'ny fantsakana ao Betlehema, ilay ao akaikin'ny vavahady.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nilaza izao faniriany izao i Davida hoe: Iza re no hampisotro rano ahy avy amin’ny fantsakana ao Betlehema, ilay eo akaikin’ny vavahady?
malagasy
Ary Davida naniry ka nanao hoe: Enga anie ka hisy hampisotro rano ahy avy amin'ny fantsakana ao Betlehema, ilay ao akaikin'ny vavahady.