1 Chronicles 11:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Eny, tamin’izy telo lahy dia izy no nanana voninahitra mihoatra noho ny azy roa lahy, fa izy no lehibeny; tsy nahomby azy telo lahy anefa izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Amin’izy telopolo lahy faharoa, dia izy no malaza indrindra, ka lehiben’izy ireo, nefa tsy nahomby an’irerỳ telopolo lahy voalohany izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nomen-kaja avo roa heny kosa i Abisay teo amin’ny «andian’ny telopolo lahy» ka lasa lehibeny; saingy tsy afaka nifaninana tamin’ny «Tariky ny telo lahy» izy.
Malagasy Bible 1865
Eny, tamin'izy telo lahy dia izy no nanana voninahitra mihoatra noho ny azy roa lahy, fa izy no lehibeny; nefa tsy nahomby azy telo lahy teo izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Eny, tamin’izy telo lahy dia izy no nanana voninahitra mihoatra noho ny azy roa lahy, fa izy no lehibeny; tsy nahomby azy telo lahy anefa izy.
malagasy
Eny, tamin'izy telo lahy dia izy no nanana voninahitra mihoatra noho ny azy roa lahy, fa izy no lehibeny; nefa tsy nahomby azy telo lahy teo izy.