1 Chronicles 11:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izany zavatra izany no nataon’i Benaia, zanak’i Jehoiada, ary tamin’izy telo lahy mahery dia izy no nalaza.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izany no nataon’i Banaiasa zanak’i Jôiada, ka nanan-daza tamin’izy telopolo lahy mahery izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireo no zava-bitan’i Benaià, zanakalahin’i Jôiadà; kanefa tsy tafiditra anarana tao anatin’ny «Tariky ny telo lahy» kalaza izy.
Malagasy Bible 1865
Izany zavatra izany no nataon'i Benaia, zanak'i Joiada, ary tamin'izy telo lahy mahery dia izy no nalaza.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izany zavatra izany no nataon’i Benaia, zanak’i Jehoiada, ary tamin’izy telo lahy mahery dia izy no nalaza.
malagasy
Izany zavatra izany no nataon'i Benaia, zanak'i Joiada, ary tamin'izy telo lahy mahery dia izy no nalaza.