1 Chronicles 11:25 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Indro, be voninahitra tamin’ny telopolo lahy izy, nefa tsy nahomby azy telo lahy; ary nanendry azy ho isan’ny mpiambina manokana i Davida.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nalaza noho izy telopolo lahy izy. Nataon’i Davida isan’ny mpanolo-tsaina azy manokana izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nomen-kaja i Benaià tao amin’ny «andian’ny telopolo lahy», kanefa tsy afaka nifaninana tamin’ny «Tariky ny telo lahy». Izy no voatendrin’i Davida hifehy ny mpiambina azy.
Malagasy Bible 1865
Indro fa be voninahitra tamin'ny telo-polo lahy izy, nefa tsy nahomby azy telo lahy teo; ary Davida nanao azy ho isan'ny mpanolo-tsaina azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Indro, be voninahitra tamin’ny telopolo lahy izy, nefa tsy nahomby azy telo lahy; ary nanendry azy ho isan’ny mpiambina manokana i Davida.
malagasy
Indro fa be voninahitra tamin'ny telo-polo lahy izy, nefa tsy nahomby azy telo lahy teo; ary Davida nanao azy ho isan'ny mpanolo-tsaina azy.