1 Chronicles 11:26 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny lehilahy mahery dia: I Asahela, rahalahin’i Joaba; i Elanana, zanak’i Doday, avy any Betlehema;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Lehilahy mahery tamin’ny foloalindahy: i Asaela rahalahin’i Jôaba, i Elkanàna zanak’i Dôdô, avy any Betlehema;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireto kosa ny kalaza maherifo hafa: i Hasahela, rahalahin’i Jôaba; i Elehanàna, zanakalahin’i Dôday, avy any Betlehema;
Malagasy Bible 1865
Ary ny lehilahy mahery dia Asahela, rahalahin'i Joaba, sy Elanana, zanak'i Dodo, avy any Betlehema,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny lehilahy mahery dia: I Asahela, rahalahin’i Joaba; i Elanana, zanak’i Doday, avy any Betlehema;
malagasy
Ary ny lehilahy mahery dia Asahela, rahalahin'i Joaba, sy Elanana, zanak'i Dodo, avy any Betlehema,