1 Chronicles 11:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Eny, tonga tao amin’ny mpanjaka tao Hebrona ny loholon’ny Israely rehetra; ary nanao fanekena taminy tao Hebrona teo anatrehan’NY TOMPO i Davida; dia nanosotra an’i Davida ho mpanjakan’ny Israely izy araka ny tenin’NY TOMPO izay nampilazainy an’i Samoela.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia tonga teo amin’ny mpanjaka, tany Hebrôna, ny loholon’i Israely rehetra, ary i Davida nanao fanekena tamin’izy ireo, teo anatrehan’i Iaveh, tany Hebrôna, ary izy ireo nanosotra an’i Davida ho mpanjakan’i Israely, araka ny tenin’i Iaveh, notononin’i Samoela.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tonga tao amin’ny mpanjaka tao Hebrôna avokoa ny loholon ’i Israely. Ary tao Hebrôna dia nanaovan’i Davida fanekempihavanana teo anatrehan’ny TOMPO ry zareo, ka nanosotra azy ho mpanjakan’i Israely araka ny tenin’ny TOMPO nampilazainy an’i Samoela.
Malagasy Bible 1865
Eny, tonga tao amin'ny mpanjaka tao Hebrona ny loholon'ny Isiraely rehetra; ary Davida nanao fanekena taminy tao Hebrona teo anatrehan'i Jehovah; ary dia nanosotra an'i Davida ho mpanjakan'ny Isiraely izy araka ny tenin'i Jehovah izay nampilazainy an'i Samoela.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Eny, tonga tao amin’ny mpanjaka tao Hebrona ny loholon’ny Israely rehetra; ary nanao fanekena taminy tao Hebrona teo anatrehan’NY TOMPO i Davida; dia nanosotra an’i Davida ho mpanjakan’ny Israely izy araka ny tenin’NY TOMPO izay nampilazainy an’i Samoela.
malagasy