1 Chronicles 11:31 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Itahy, zanak’i Ribay avy any Gibean’ny taranak’i Benjamina; i Benaia piratonita,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
i Etay, zanak’i Ribaì avy any Gabaàn’ny taranak’i Benjamina, i Banaia avy any Faratôna.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
i Itahy, zanakalahin’i Ribay, avy any Gibehà-n’ireo taranak’i Benjamîna; i Benaià, avy any Pirehatôna;
Malagasy Bible 1865
sy Itahy, zanak'i Ribay avy any Gibean'ny taranak'i Benjamina, sy Benaia Piratonita
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Itahy, zanak’i Ribay avy any Gibean’ny taranak’i Benjamina; i Benaia piratonita,
malagasy
sy Itahy, zanak'i Ribay avy any Gibean'ny taranak'i Benjamina, sy Benaia Piratonita