1 Chronicles 11:32 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
i Horay avy any amin’ny lohasahan-driakan’i Gaasy; i Abiela arbatita,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Horay avy any amin’ny lohasahan’i Gaasa, i Abilae avy any Arabà, i Azmaveta avy any Baorima, i Eliaba avy any Salabôna,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
i Horay, avy any amin’ny lohasahan-driakan’i Gahasa; i Abiela, avy any Harabà;
Malagasy Bible 1865
sy Horay, any amin'ny lohasahan-driak'i Gasy, sy Abiela Arbatita
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
i Horay avy any amin’ny lohasahan-driakan’i Gaasy; i Abiela arbatita,
malagasy
sy Horay, any amin'ny lohasahan-driak'i Gasy, sy Abiela Arbatita