1 Chronicles 11:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nankany Jerosalema na Jebosa i Davida sy ny Israely rehetra; ary tao ny Jebosita tompon-tany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nandeha i Davida mbamin’i Israely rehetra hamely an’i Jerosalema, izany hoe i Jebosa; tao ny Jeboseanina mponina tamin’ny tany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nandeha i Davida sy ny Israelita rehetra hanao fahirano an’i Jerosalema, izay natao hoe Jebosa satria ny Jebosita, mponina tao amin’io faritany io, no nitoetra tao.
Malagasy Bible 1865
Ary Davida sy ny Isiraely rehetra nankany Jerosalema (Jebosa izany); ary tao ny Jebosita tompon-tany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nankany Jerosalema na Jebosa i Davida sy ny Israely rehetra; ary tao ny Jebosita tompon-tany.
malagasy
Ary Davida sy ny Isiraely rehetra nankany Jerosalema (Jebosa izany); ary tao ny Jebosita tompon-tany.