1 Chronicles 11:42 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
i Adina, zanak’i Siza robenita, mpifehy ny Robenita, sy ny namany telopolo lahy koa;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
i Adìna, zanak’i Sirà Robenita, lehiben’ny Robenita, ary telopolo lahy niaraka taminy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
i Hadinà, zanakalahin’i Sizà, anankiray amin’ireo lohandohan’ny foko robenita, sady ombàn’ny namany 30 lahy koa;
Malagasy Bible 1865
sy Adina, zanak'i Siza Robenita, mpifehy ny Robenita, ary ny namany telo-polo lahy koa,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
i Adina, zanak’i Siza robenita, mpifehy ny Robenita, sy ny namany telopolo lahy koa;
malagasy
sy Adina, zanak'i Siza Robenita, mpifehy ny Robenita, ary ny namany telo-polo lahy koa,